inona ny marque bougie tsara sy mateza
Slm! misy menaka foana le bougie amin'ilay motokely jog 4, saro-belomina, maty ho azy ra velona, fa maninona ?
boite de vitesse automatique sa boite de vitesse manuelle no mety amin,ny lalan-dratsy eto amintsika ? Inona no mahatsara sy maharatsy azy ireo raha ampitahaina ?:-bye:-bye:-bye
salama doly, aiza zareo misy oul mahay manamboatra boite de vitesse ? Soloina joint fotsiny no atao aminy fa misy manary menaka ?
Ny henoko hatrizay rehefa mifangaro ny menaka sy ny rano dia hoe lasa ao anaty menaka ny rano. Fa ity nahazo ahy ity, tena feno menaka ilay bocal misy rano. Efa nisy tratran'izany ve? Matiz kely ny fiara.
Hono wa! mety inona moa maha sam hafa ny MOTEUR 325td sy 325tdsFantatra fotsiny oe bmw 325td 115cvny tds 143cvfa raha ohatra zao zany ividy moteur tds bonoc, in no anavahana az amy td
Resaka pneus occaz koa. Rehefa vita na hiditra ny hiver dia misolo pneus daholo ny olona. Tsy vidina akory ireo pneus ireo fa angatahina fotsiny @ garage ireo. Vetivety dia feno ny container.Betsaka anie ny zavatra mety atao fa la douane tena mandreraka.
Miarahaba antsika rehetra, nakany @faritany ah io androany "rdv" angalana carte grise biomtrique, izay efa depuis 2 mois no natao, vô tonga tao ah d nosoratany fotsiny ilay ticket, dans 2 mois ny rdv fa oe ŕ reporter ony fa mbola tsisy carte grise ao. Aôna ny avis anareo? ötran'zany daholo ve?
milay le Volkswagen Crafter II
ARAKA IO SUJET IO RY NAMANA ISANY, manana olana kely ny tenako isamaraina. le fiara minibus diesel de isamaraina de sarobelomina foana ka atraminy baterie de reraka foana ka ra vao tsy 13V ny charge de low bat izy aveo tsy mahavelona fiara, de chargena foana ka androany maraina nateriko tam mpicharge bat le iz de ts nety hicharge tsony le olona fa oe probleme demareur hono fa baterie 12.56V ve de ts hahavelona fiara ka io no hangatahiko aide aty aminareo baterie ve zan no efa reraka kanefa de 12.56V a vide le demareur misarika be oatrany oe mavesatra .mba ampio zfd.marihiko fa ny bougie vao2 sad mandoro tsara