image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

gasy milay

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
28
Topics:
14

Any Marseille ny lalaoNamoaka didy ny préfet Marseille fa tsy mahazo manatrika ny lalao ao Vélodrome ny supporteur ParisienHangotraka io lalao ioPSG hotazona ny maha leader azy Mbola tsy resy mihintsy hatretoMarseille hanenjika ny podium mba ho afaka handray Anjara al Eropa leagueIo no classico voalohany ahitana an i NeymarRahalina no fotoanaAleo aloha hatory kely izao

Tairo indray ary ny fanadihadiana iny lalao inyMino aho fa manana hambara be dia be i JudasFa fijeriko manokana ity-------Nandresy aloha i Frantsa fa tao anatin'ny difficulté ihany ilay fandresenaConclusion voalohany dia inty : Tsy mety na koa tsy adapté amin'ny ireo mpilalao ao EDF ilay style de jeu 4 - 3 - 3 napetraky Deschamp !Griezzman - Lacazette - Mpbape no attaquant fa tsy fantatra loatra intsony ny toerana sy ny andraikitry 3 lahy tao aloha tao hoe iza no manao inona.Nisy fiantraikany koa ilay fialan'i Kanté nialohan fotoana. I Rabiot izay nasolo azy dia tsy nahasolo azy satria tsy toerany loatra koa ilay nametrahana azy Tombony fotsiny ho an'ny Frantsay tamin'iny lalao iny dia mafy tsara ny vodilaharana axe Varane sy Umtiti, ary tao amin'ny heriny tsara i LLorisRaha tsy izay mety sahirana ihany. Satria nanana occasion nette vitsivitsy i Bulgariei Mbape tena tsy tao mihintsy ! Il passe ŕ coté de son match.Asa na noho ilay style de jeu mihintsy no tsy nety taminyNandramana natao pointe indray izy fa nesorina i Lacazette, dia nampidirina i Payet fa mbola tsy nisy vokany.Fa miaiky ny fahasahian'ny mpanazatra aho amin'ilay mitsapa mpilalao tanora amin'ny lalao toa an i Tolisso fa tena nahavita kosa aloha leryMbola mitarika voalohany i Frantsa ary hanao amin'ny Bielorussie rahampitsoEfa azo lazaina ho malalaka ihany ny lalany ho any Russie

Akory aby! Ndao mba hanao fanadihadiana kely iny lalao famaranana LDC Réal Juve iny.Mba nitondra ny fijeriko aho.Zidane s'y CR7 no nanao ilay lalao. Izay no amitinako azyZidane stratčge LéryCR7 au sommet de son artZidane mahay manome ny condition ahafahan mpilalaony manome ny 100℅ any aminy avyZidane tsy mivaky loha izay anarana s'y laza fa performance ihanyBBC no voizin haino amanjery fa napetrany tery sisiny i Bale, (marina aloha hoe vao avy niverin tam blessure Léry) fa rehefa nampidiriny indray Bale dia nesoriny i Benzema.Tsy nampilahariny niaraka mihitsy ny BBC gamin iny lalao iny Nomeny an Isco ny fahatokisana fa nahavita mintsy aloha Léry e Nanafaingana ny fanafihana.Stratčge le Zidane fa 15 premier minute tsy nanao mihintsy ilay Réal fa niandry fotsiny ary metyp nandinika fotsiny ny filalaon mpifanandrina. Nanafika be Juve.Nanana occasion maromaro Be no nihevitra fa ho potika tanteraka ilay Réal satria toa voafehin Juve ny faritra rehetra. Hay faux rythme ihany ilay izy. I Cr7 no ni débloque ilay situation .Exploit individuel Cr7 Nampian ilay automatisme collectif iny but voalohany iny.Niova tanteraka ny lalao ny 2e mi-temps. Azoko antsaina fa mety ho izao no consigne nomen Zizou tao vestiaire taoHafainganina ny lalaoJeu a une touche de balle éviter na ny mitazombaolina s'y contact fa manao engagement physique s'y mandona mafy le JuveAry mampiasa ny sisiny havia s'y havanana débordement an am sisiny dia centre en retrait de misy miporitsaka tmpoka ao ampovoany ao mitanty ilay centrage Satria raha nitondra Baolina ao am axe de tsy ho vaky mihitsy ny vodilaharana JuveNahomby ilay izy ary dia nitovitovy daholo ny fahafatesan ilay baolina.Paotsatroka ho an i Zizou izay vao 16 volana monja no lasa mpanazatra tompontoerana.Feno dia feno ny palmarčs Zizou na teny ankianja na teny am. sisinkianja.Paotsatroka koa ho an CR7 fa a l âge de 32ans fa mbola tsy tonga eo am limite ny fa mbola ao anatin heriny

Eo indray ary mba samy mitondra ny fijeriny iny lalao iny.Izaho aloha tsy dia mahay loatra itony analyse na match itony, toa ny namana eto fa fijery na profane ny ahy ity.Fijeriko azy!Tsy mbola azo itarafana ny heriny PSG sy izay mety hotanjany amin'ity LDC ity iny fandresena iny.Tsy mampiseho ny endrindalao hita teny ankianja loatra ilay score 3 no aotraEkena aloha fa plus realiste koakoa ny PSG fa mbola fragile ihany ity ekipa ity ary maro ireo dechets technique.1- Ny ao ampovoan'ny kianja aloha tena TRANSPARENT tanteraka hany ka lasa midina be toa maka toerana lateral gauche izany i Neymar mazana2- Neymar tsy ao amin'ny forme mihiny raha ireny omaly ireny. Passe ŕ l'aderverse, drible tsy mandeha am laoniny, Devant but anakiroa dia tsy matiny (mahavariana hoe tsy concentré ve sa taratry ny malaise ao anatin'ny ekipa)Eny hita ho miezaka mampiseho imasombahoaka ihany aloha i Neymar sy Cavani hoe tsy misy olana fa toa superficielle ihany ilay izy fa mbola misy reserve ihany ao3 - Tena homme du match tamiko ary antoky iny fandresena iny dia i MBAPPE sy ilay mpiandry tsatokazo !Miainga tao MBAPPE daholo ny danger ny fanafihana rehetra ary passeur décisif foana nedala.Ilay Dani Alves koa aloha nanao difference koa tamin'iny lalao iny (echappé efa ho 80 metatra nataony, origine 3 buts Conclusion : Mbola fragile ihany ilay PSG anefa mety hahavita zavatra goavana be raha misy mise au point kely fotsiny ary samy milalao tsara ny role-ny ny tsirairay !