image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

gasy milay

Member
Last seen il y a 3 ans
Joined:
Posts:
28
Topics:
14

Nomontsanin'ny Malagasy teo anjaridainany ny Soudanais omaly zoma alina.Doublé de Faneva Ima, penalty natsiro be (contre pied) Carolus.Coup franc ilay baolina matin'ny Soudanais.Expatrié ny 95% ny mpilalao Malagasy Mbola tsy nisy teo amin'ny tantaran'ny Baolina kitra MalagasyFandresena tamin'ny Match 5 iraisampirenena misesy , 3 fandresena tany antanin'olona, 2 teto antoeranaNy vokatra tsara kosa dia mendrika ho deraina hatrany.Hanao ahoana ny tohiny ???Hita ve ilay very notadiavina nandritra ilay vanimpotoana Nitady ny very ??Fifandrifianjavatra ve hatramin'ny nahalany ho filohan'ny CAF ka nialan'ilay filohan'ny FMF izao vokatra tsara tsy mbola fahita izao ?na izany na tsy izany ...ALEFA MADAGASUIKARA

Na dia efa lavidavitra ihany aza ny elanelana eo amin'ny Real sy BarcaDia mbola niondrika teo anjaridainy indray ekipan'i Zizou ny asabotsy teo.Toa Efa mitady tsy hihodina intsony ny milina madrilčne !??Fa inona no tena olana?Mpilalao tsy miova! Mpanazatra mbola io!Io ekipa io ihany anefa ilay nandrombaka ny rehetra tamin'ny taompilalaovana 2017 ! (liga, ligues de champions, super coupe, champion du monde des clubs,)???????Manohy ny lalŕny hatrany etsy andany ny Barca !!! vao avy nadresy an'i RealSociedad 4 no 2 omaly halina. Tiko be ilay coup francmatin'ny MessiAry maomboka tafiditra tsara koai Suarez nahavita doubléIzy irery no club mbola tsy resy mihintsy teo amin'ny lalao championnat-nyEfa samy lavo izao i Manchester City, sy PSGVive le foot

Tsy miafina intsony ilay izy fa hita be tamin'ilay match PSG(2) - Lyon(0) omalyMiady izy mitsamy ny handaka coup franc, i Dani Alves mihintsy no naka ilay baolina dia natolony an'i Neymar Miady koa izy mitsamy handaka ilay penalty. Tonga dia nalain'i Cavani moa ilay dia nodakany fa tsy maty.But contre son camp avokoa ilay baolina maty omaly fa action Canavi ny iray, ary Mbape ny irayHita mihintsy fa tsy ŕ 'l'aise i Neymar.Raha tsy voa geré n'i Unai Emery mpanazatra PSG io situation dia mety ho ratsy ihany ny hiafarany

Omaly aho vao nahita azy nilalao tao amin'ny BarcaDribbleur sy meneur de jeu mantsy no fahalalako azyFa raha ny lazany sy zavabitany tany Dortumund sy ny ekipa de France dia ohatry ny tsy maharesy lahatra ahy loatra izy.Asa mbola tsy ao ve physiquement taorin'ny ilay blessure nahazo azy.Napetraka any amin'ny sisiny havanana izy izany hoe misy espace tsara ahafahany maneho tsara ny talentany fa tsy sahy mitazombaolina mihitsy fa otrany manao remise fotsiny no ataonyNiditra teo amin'ny minutra faha 60 izy fa tena tsy nisy apport -ny mihintsy mandrapîrava

Au  stade municipal Saint Leu La Foręt, situé dans la périphérie Nord de ParisVaovao mahafaly : Tonga nanatevindaharana i Abel Anicet sy Bolida CAN 2019 no tanjonaAlefa MADAGASCAR

Baolina izany ry zalahBaolina izany ry ZalahAfapo ny spekta e!La rage de vaincre de Liverpool !!!Teo ilay 5 sy aotra tamin'ilay lalao mandrosoFa teo koa ilay nifindran'i Coutinho any amin'ny BarcaFa toy ny nanome hery supplementaire ny mpilalao tsirairay sy mpanazatra io fa aie aie aie ... maimbo maimbo rŕ daholo ny Red's fa vao 9 minitra fotsiny tonga dia nakoban'i Chamberlain ny haraton'i Citizen !!Samy namono baolina daholo izy 3 lahy Firmino, Mané, Salah ary amin'ny fomba tena mahafinaritra daholoBut anthologique ny an'i Salah, lobe avy any am 40 metatra Efa nitarika 4 no 1 ny Liverpool no lasa 4 sy 3Fa mbola hita ihany ilay lesoka amin'ny vodilaharana sy ny fitazomana tombon'isa ho an'ity ekipan'ny Red's ity.Anisan'ny championnat mbola tena mahavalalanina ny Premier Leagues §sUSPENSE DAHOLO NY MATCH REHETRA !!!Mahafinaritra e

  • Firmino- Mané- Sturridge- SalahNamono baolina iray avy ireo mpanafika 4 ireoSaika niainga tamina contre attaque haingana be daholo ireo baolina maty ireoIlay Liverpool ve no matanjaka be sa ila

Baolina be iny ry zalahNitsangamitoetra mihintsy izahay mpijery hatramin'ny kiririoka faranyCommentaire ko manokana amin'ilay matchRaha izaho no staff n'i Liverpool dia ni limogé ko i Jürgen Klopp mpanazatra farafaharantsiny mahazo avertissementTokony ho resin'i Liverpool mazava Chelsea indrindra eo amin'ny taniny ilay lalao1- Inona no tsy nampanaovana an'i Mane sy Firmino izay efa valeur sur amin'ny ligne d'attaque amin'ireny match lehibe toa ireny ???Dia nampidirina ihany ilay Mane fa efa 2 minitra tsy hiravan'ny lalao ! Tena tsy azoko ??? Mpilalao en forme tsara, ary na izy aza dia tsy afapo mihintsy2- i Coutinho (N° 10) meneur de jeu efa ikohizana, fantatra tsara ny tandem ny eo aminy sy Salah , anefa dia napetraka any amin'ny sisiny lateral ! Dia mbola tsy azoko ihany koa.Ary dia hita ho niditra tao afovoany mihintsy ihany moa izy rehefa tena mandeha ny lalao ary tandem teo aminy sy Salah no nahafaty ilay baolina.Enderson ilay natao poste 10 tsy dia nahatosika loatra ny mpanafika.Chamberlain izay mpanafika aty amin'ny sisiny lasa midina ambany be manao fiarovana3- Niady irery i Salah. Pao tsatroka aloha ho azy fa henjana izy. izy izao no meilleur buteur ny Premier Leagues nisongonany i Kane, 10 réalisations Mandeha ila ilay fanafianaTena hafa ihany rehefa eo Mane Firmino Salah, Mety hiainga amin'ny toerana rehetra ny dangerFa tetsy ankilany, dia tao anatiny Tanjany sy heriny ary ny fahaizany tanteraka i Hazard. Mafy be ilay ranamana io. Somary tsy dia tafiditra loatra i MorataFa i William izay vao niditra no nanao ny differenceLiverpool, 4 3 3 , izany hoe nihevitra ny tena hanafika , nefa ny lohalaharany tsy ao ankoatra SalahFa afapo aloha ny mpijeryTena mbola baraingo amiko ilay hevitry i Jürgen KloppInona no tena mba tiany hatao ???

Mino aho fa manana hambara betsaka mikasika ireny fandresena goavana azon'ny Lafrantsa omaly hariva ireny i Judas IscarioteFa efa lany ve ny paiso ao ankady ho an'i Pays Bas no tsy misy afaka handimby mihintsy ry Robben, Sneider ? Pays Bas izay fantatra fa firenena n'ny Baolina kitra ary taniketsa ipoiran'ny sangany erantany hatrizay hatrizayi Van Persie aza efa 2 taona no tsy voaantso intsony mbola nantsoina ihany, nampidirina 15 minitra tsy hirava fa dia tsangan'olona fotsiny.Fa manana ny hoaviny ity Equipe de France version deschamp ity.Generation mbola tanora fa manana talenta raha tsy hiteny an'i Mbapé izay vao 18 taona fa henjana

Le 4 juin 2017, le club est promu en premičre division pour la premičre fois de son histoire.Le 29 octobre 2017, Gérone affronte pour la premičre fois de son histoire le Real Madrid et remporte le match sur le score de 2 ŕ 1 au stade de Montilivi (10e journée de championnat).---GIRONE dia klioba vao sambany niakatra Division voalohany tamin'ity taompilalaovana itySambany ihany koa ity klioba ity no nihaona tamin'ny Real de Madrid teo amin'ny tantaranyFa dia resin'ity klioba vao avy tany amin'ny diviziona faha 2 ity tamin'ny fomba aradalana mihintsy ny Tompondakan'ny Eropa Farany Real de Madrid izay tena au grand complet mihintsy anefaEfa nisy poteau anakiroa izay baolina efa nojerempotsiny ny hidirany tao anaty harato azon'i GRIONE vokatry ny fanafihana totoafo nataonyIzany hoe raha maty ireo dia 4 no 1 iny lalao inyIlay baolina tokana matin'ny Real de madrid dia contre attaque taorian'ilay fanafihan'ny GIRONE nidona ny tsatobyIreo baolina 2 matin'ny GIRONE indray tena rindrampanafihana mipetrapetraka ary novonoina amin'ny geste technique mahafinaritra loatraNy iray voalohany, tir en force, dia talonnade n'ilay attaquant efa niandry fotsiny no nahafaty azyNy iray faharoa, driblle n'ilay lohaharana (tsy tadidiko ny anarany) nanivatsiva an'dry Ramos sy ry Varane ary drible double contact tao anaty ranjo be diabe dia very daholo ary izy ihany no namono azy Tsy nisy ho raisinaTena tiako nama ity GIRONE ityMarihina fa ny kianja n'i GIRONE no kianja kely indrindra amin'ireo klioba mandray anjara amin'ny Liga amin'ny maha ekipa madinika azyFa teknisiana manatalenta daholo lé bandy GIRONEAllez-y GIRONE