image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 28

Any Marseille ny lalaoNamoaka didy ny préfet Marseille fa tsy mahazo manatrika ny lalao ao Vélodrome ny supporteur ParisienHangotraka io lalao ioPSG hotazona ny maha leader azy Mbola tsy resy mihintsy hatretoMarseille hanenjika ny podium mba ho afaka handray Anjara al Eropa leagueIo no classico voalohany ahitana an i NeymarRahalina no fotoanaAleo aloha hatory kely izao


Nahakivy ilay izy.Arbitre = 0 manatodyMpilalao na ny andaniny na ny ankilany = 0 manatodySamy tsy nahay,Fa mpilalao bloqués, crispéss, léthargiques no hita mifanenjika baolina eo ambony kianja eo.Emery tsy mahay mitantana lalao : coaching.Efa elabe no tokony efa nesorina i Mbappé, Motta et Silva.dia nosoloina an'i Di Maria, Draxler ary i Kimpembé.Tsy mety tonga saina mihitsy ve ny staff Technique fa efa tsy mahazaka lalao avo lenta intsony i Thiago silva sy i Motta e ??Ary i Mbappé mbola tsy matotra.Tsy i Marseille mihitsy no nahatazona, fa i PSG no tsy mamely.Mbola tsy afaka tanteraka ilay séquelles vokatry ny Remontada tamin'i Barcelone.Seule satisfaction : Cavani.


cavani, transparent ihany nandritra ny lalao fa iny segondra farany iny izy aloha no decisifSatisfaction ko: VerattiAry ahoana ity grand joueur (Neymar) tsy mahazaka provocation ity ?Ohatry ny manana olana ihany iny ranamana iny (asa olana manokana ara psykolojia mihintsy ve?? sa problčme d'adaptation ? sa tsy mahazaka ilay statut misy azy ??)sa mihevitra azy ho lehibe nohon'ny ekipa izy ?Jereo fa na ilay fidirany teo ambony kianja dia tara 3O segondra amin'ny rehetra ?Manao vedetisme ???Tasy maloto tsy ho afaka eo aminy iny karatra mena azony iny nefa mba hiandrandra ny ballon d'or ihany !?Mila hain'ny Emery ny mitantana io sinon mety hanimba ny collectif ao amin'ny ekipa


Tsy hoe transparent izy fa ny mpilalao tokony mpizara baolina sy passe décisive hoazy mihitsy no tsy misy,Inona no afaka ataony eo ?Ny zavatra nataony, dia nataony ary vitany : Appel, contre-appel, mobilité, démarquage, charge, repli défensif.


fa i neymar kos ne ten nataon Joueurn OM chasse mitsy eeee!!!!vo mandray bol def rofindr zalah miark @ bol fon !!! en plus le arbitre tn tsss,,, = o


Nazirita,Tena marina tokoa izay fijerinao izay.Tsy mitovy ny traitement an'i Neymar sy Cavani.fa ataondry zalahy andrimasompokonolona mihitsy i Neymar.Fa na dia izay aza dia mila mahatsindry fo ileiry.Tsy maintsy ho tratran'ireny traitement ataon'ny adversaire ireny foana izy, na ho aiza na ho aiza.