Akory aby! Ndao mba hanao fanadihadiana kely iny lalao famaranana LDC Réal Juve iny.Mba nitondra ny fijeriko aho.Zidane s'y CR7 no nanao ilay lalao. Izay no amitinako azyZidane stratčge LéryCR7 au sommet de son artZidane mahay manome ny condition ahafahan mpilalaony manome ny 100℅ any aminy avyZidane tsy mivaky loha izay anarana s'y laza fa performance ihanyBBC no voizin haino amanjery fa napetrany tery sisiny i Bale, (marina aloha hoe vao avy niverin tam blessure Léry) fa rehefa nampidiriny indray Bale dia nesoriny i Benzema.Tsy nampilahariny niaraka mihitsy ny BBC gamin iny lalao iny Nomeny an Isco ny fahatokisana fa nahavita mintsy aloha Léry e Nanafaingana ny fanafihana.Stratčge le Zidane fa 15 premier minute tsy nanao mihintsy ilay Réal fa niandry fotsiny ary metyp nandinika fotsiny ny filalaon mpifanandrina. Nanafika be Juve.Nanana occasion maromaro Be no nihevitra fa ho potika tanteraka ilay Réal satria toa voafehin Juve ny faritra rehetra. Hay faux rythme ihany ilay izy. I Cr7 no ni débloque ilay situation .Exploit individuel Cr7 Nampian ilay automatisme collectif iny but voalohany iny.Niova tanteraka ny lalao ny 2e mi-temps. Azoko antsaina fa mety ho izao no consigne nomen Zizou tao vestiaire taoHafainganina ny lalaoJeu a une touche de balle éviter na ny mitazombaolina s'y contact fa manao engagement physique s'y mandona mafy le JuveAry mampiasa ny sisiny havia s'y havanana débordement an am sisiny dia centre en retrait de misy miporitsaka tmpoka ao ampovoany ao mitanty ilay centrage Satria raha nitondra Baolina ao am axe de tsy ho vaky mihitsy ny vodilaharana JuveNahomby ilay izy ary dia nitovitovy daholo ny fahafatesan ilay baolina.Paotsatroka ho an i Zizou izay vao 16 volana monja no lasa mpanazatra tompontoerana.Feno dia feno ny palmarčs Zizou na teny ankianja na teny am. sisinkianja.Paotsatroka koa ho an CR7 fa a l âge de 32ans fa mbola tsy tonga eo am limite ny fa mbola ao anatin heriny