Tairo indray ary ny fanadihadiana iny lalao inyMino aho fa manana hambara be dia be i JudasFa fijeriko manokana ity-------Nandresy aloha i Frantsa fa tao anatin'ny difficulté ihany ilay fandresenaConclusion voalohany dia inty : Tsy mety na koa tsy adapté amin'ny ireo mpilalao ao EDF ilay style de jeu 4 - 3 - 3 napetraky Deschamp !Griezzman - Lacazette - Mpbape no attaquant fa tsy fantatra loatra intsony ny toerana sy ny andraikitry 3 lahy tao aloha tao hoe iza no manao inona.Nisy fiantraikany koa ilay fialan'i Kanté nialohan fotoana. I Rabiot izay nasolo azy dia tsy nahasolo azy satria tsy toerany loatra koa ilay nametrahana azy Tombony fotsiny ho an'ny Frantsay tamin'iny lalao iny dia mafy tsara ny vodilaharana axe Varane sy Umtiti, ary tao amin'ny heriny tsara i LLorisRaha tsy izay mety sahirana ihany. Satria nanana occasion nette vitsivitsy i Bulgariei Mbape tena tsy tao mihintsy ! Il passe ŕ coté de son match.Asa na noho ilay style de jeu mihintsy no tsy nety taminyNandramana natao pointe indray izy fa nesorina i Lacazette, dia nampidirina i Payet fa mbola tsy nisy vokany.Fa miaiky ny fahasahian'ny mpanazatra aho amin'ilay mitsapa mpilalao tanora amin'ny lalao toa an i Tolisso fa tena nahavita kosa aloha leryMbola mitarika voalohany i Frantsa ary hanao amin'ny Bielorussie rahampitsoEfa azo lazaina ho malalaka ihany ny lalany ho any Russie