image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 28

Eo indray ary mba samy mitondra ny fijeriny iny lalao iny.Izaho aloha tsy dia mahay loatra itony analyse na match itony, toa ny namana eto fa fijery na profane ny ahy ity.Fijeriko azy!Tsy mbola azo itarafana ny heriny PSG sy izay mety hotanjany amin'ity LDC ity iny fandresena iny.Tsy mampiseho ny endrindalao hita teny ankianja loatra ilay score 3 no aotraEkena aloha fa plus realiste koakoa ny PSG fa mbola fragile ihany ity ekipa ity ary maro ireo dechets technique.1- Ny ao ampovoan'ny kianja aloha tena TRANSPARENT tanteraka hany ka lasa midina be toa maka toerana lateral gauche izany i Neymar mazana2- Neymar tsy ao amin'ny forme mihiny raha ireny omaly ireny. Passe ŕ l'aderverse, drible tsy mandeha am laoniny, Devant but anakiroa dia tsy matiny (mahavariana hoe tsy concentré ve sa taratry ny malaise ao anatin'ny ekipa)Eny hita ho miezaka mampiseho imasombahoaka ihany aloha i Neymar sy Cavani hoe tsy misy olana fa toa superficielle ihany ilay izy fa mbola misy reserve ihany ao3 - Tena homme du match tamiko ary antoky iny fandresena iny dia i MBAPPE sy ilay mpiandry tsatokazo !Miainga tao MBAPPE daholo ny danger ny fanafihana rehetra ary passeur décisif foana nedala.Ilay Dani Alves koa aloha nanao difference koa tamin'iny lalao iny (echappé efa ho 80 metatra nataony, origine 3 buts Conclusion : Mbola fragile ihany ilay PSG anefa mety hahavita zavatra goavana be raha misy mise au point kely fotsiny ary samy milalao tsara ny role-ny ny tsirairay !


Itovizako hevitra ilay hoe PSG tena tsy tao mihitsy omaly. Mamorona bus ao aoriana.Ilay relance mankany amin'ireo attaquants any aloha tsy ampy.Raha ny tokony ho izy tokony hihoatry ny 3 ny baolina tokony ho faty. Tena tsy efficace toa an'ilay nandreseny an'i BArcelone farany teo.Io koa mifangaro amin'ny hoe ekipan'ny FC Bayern mandalo krizy, araky ny tenin'ny President hoe tena tsy Bayern ilay omaly fa ekipa hafa.Fa tafita ihany ny hafatra hoe indreto izahay..


itovizana ian le fijery an i PSG k!!!ny attaque omeko 6/10 satri namono but,ny milieu omeko 3/10 fa passoir, ny defense omeko 7/10 de i areola si n sanjilani no tn decisif!!!!ts mbl afak miteny ny parisiens oe favoris na ilahatr ŕ ngeza!!!! irariko mba aita Chelsea na juve reo @ phases manarak!!


Ny Fanontaniana dia hoe :- I PSG ve niha-nahay ?- Sa i Bayern no miletaka ?Tena tsy mitovy hevitra aminareo aho raha resaka PSG.Ny zavatra tsy azonareo dia ity :Mifandimby manjaka ireto karazana (catégorie) fomba filalaovana foot ireto :- Foot basé amin'ny possession de balle : Izay hahitŕna ireo mpilalao tena artiste du ballon rond et des vrais techniciens, miaraka amin'ny ny jeu collectif inspiré et bien huilé, ary ny exploit individuel- Foot basé amin'ny physique combiné amin'ny technique : Izay ahitŕna ny Jeu direct et vertical, miaina amin'ny contre attaque, sy ny défense de fer, ary ny réalisme devant les buts.Noho izany :- Hoan'ny sokajin'olona tia ilay catégorie voalohany dia milaza fa tsy milay i PSG- Hoan'ny sokajin'olona izay tia ilay catégorie faharoa kosa dia mahita fa tsara ireny PSG ireny.Ny asan'ny coaching, dia mametraka tetika mialohan'ny lalao, kanefa mahay manova izay arakaraka ny zava-mitranga eo ambony kianja eo.Amiko dia efa manomboka manana expérience i PSG, nahay ny s'adapter tamin'ny lalaon'i Bayern ry zareo.Navelany hoan'i Bayern ny fitazomam-baolina.Bayern : Efa nisy disadisa ihany entre ny mpanazatra Ancelotti sy ny Anciens Cadres (Ribery, Robben, Bouateng, etc...), zah mino fa Ancelotti a été lâché par ces anciens du Bayern.Mazava hoazy raha voaroaka ingahy Ancelotti.Ny ekipa iray manontolo mihitsy no défaillante.


Miarahaba daholo,Ny mpandresy ihany no mahay raha lalao tokana no jerena. Tsy hoe possession de balle be Barcelone de maharesy Real tamin'ireny Super coupe Espagne ireny. Aoka tsy ho adino fa ekipa tia manana maitrise de jeu koa ny Bayern. Ireny no midika fa mahataty mi-subir tsara ihany koa ny PSG t@ iny lalao tokana iny. Ny ho avy aloha mbola tsy hay satria lakalaka indrindra ny LDC. Raha fantatra aty am-piandohana ny mpandresy dia lasan Barcelone foana io. Pao-tsatroka manokana ho an'i Dani Alves, Neymar, Kylian Mbappé, ireny endri-dalao ireny mihitsy no antony nividianana azy ireo.


...resaka logique : mahomby ianao donc tsy mila manova - tsy mahomby donc mila manovaau top Bayern 2013 kanefa nanova ! dia mbola nanova ihany manao fuite en avant makany amin'ilay fanovŕna diso... manao copie fotsiny an'ilay hoe mividy expatrié...eto izany ny fanovŕna dia tokony hoe MIVERINA amin'ny 2013...I Bayern sy Allemagne irery afaka manana club mafy misy âme equipe nationale ka tsy hitako tsy hakana an-dry Kroos - Draxler - Sané - Ozil - Trapp - Ter Steigen sns... technicien sy entraîneur Allemand mahay be dia be ireo... Sinon dia miditra amin'ny ilay jeu mifaninana mandany vola 200 Millions d'Euros maka star...(izay hadisona koa amiko raha hoe i Bayern no hiditra amin'izay)Momba ilay match PSG Bayern dia trop ilay hoe nampanao goal inconnu ! ka zay no teneniko hoe tokony au moins goal efa fantatra ny atao 2eme goal an'i Neuer au moins (Trapp na Ter steigen)ny retour ary mbola mahita aho hoe handresy i PSG satria hahazo penalty sy coup franc maromaro ao ireo Bayern 2017-2018 : inconnus + star second zone + cadre antitra sy maratra tsy 100% ... miandry vanim potoana vaovao...


...io ary fa mifanojo ny hevitra sa mamaky eto ry zalahy mpitantana an'i Bayern ???Officiel : Jupp Heynckes ilay mpanazatra tamin'ny 2013 no naverina io hariva ioetsy ankilany ny ekipa nasionaly mitohy mahazo fandresena ary tafiaktra Mondila 2018 Russie avec 9 victoires sur 9 possibles ... he he he