Mety tena resabe fotsn marina ne no ataon'ilay bandikely io e
satria ny madinika tsy afaka manao kolikoly dia araraotina! en plus ts afk manohitra satria tsy manana moyen ! ny hanina anio ary tadiavina anio
tena eto amitsika oa ze manana atao ze ampanana azy bebe kokkoa, izay sahirana kosa atao ze tena ahasahirana azy bebe kokoa! mirona any am fahaverezana tanteraka e
Fantany fa mila azy ny vahoaka dia araraotiny! tsapany koa fa na inona na inona ataony dia manaiky fona ny mpokona satria ts maintsy mila taxi be am fiainana andavanandro! mila changement totale ny fomba fiasan'ireo coopérative ireo
F mihezaka kosa izy ankehitriny e! na dia zany aza ita oe ef tara loatra satria ef nilatsaka ve dada vo nietsika kely ! jcomprends vraiment pas la manière de faire des gens ! c'est pueril
Ny vidin-tsolika sy ny fiovaovan'ny toetrandro ny mahatonga anio ! tongava saina fa aza variana mandany ! mila kolokoloina ny tontolo iainana
mahonena ny vahoaka noho ny ts fahaiza mitantana eo am fanjakana! miakatra avokoa ny zavatra rehetra afa tsy ny fahefa-mividy ny vahoaka izay monina eto an-toerana
aza atao anzan kosa e! mb misy fandaharana mafinaritra mandeha ihany kosa ao e
MAro saady ny accident tam lalana tsarasaotra ivato nef vo tapa-bolana no notokanana ! fa le mpamily eto amintsika ve izany ts mahay mandeha mora sa gila maso avokoa
Ny fitiavan-tena fona ve re olona no ampanjakaina eto a!