Misy havan-drenin'ilay zaza mihitsy fa ny vadinle namako no tsy mety andefa ilay zaza any satria zanany hono ka azy ny mitaiza sy mamelona azy!
Tsy avi sad ts avanana e! mpandihy makafy fotsn
Namana atao inona aloha e
Ny zanaka izany tsy maintsy anarina raha tiana ho tafita, fa matoa ekenao ny ataony na tsy mety aza, dia tsy tia n zanakao araka ny tokony ho izy ianao
Ny zanaka izany tsy maintsy anarina raha tiana ho tafita, fa matoa ekenao ny ataony na tsy mety aza, dia tsy tia n zanakao araka ny tokony ho izy ianao
Christiane ve kay maay manisa!? otrn tsia ra le raisonnement a! maro lavitra ny voalavo makany am dadanarreo! :D
sady efa mis alzheimer nenzalah amin'io an! fa ty zandrikely ty kou ra vo mtapitapy eo tonga d daka tsitamaso n maazo azy
sady efa mis alzheimer nenzalah amin'io an! fa ty zandrikely ty kou ra vo mtapitapy eo tonga d daka tsitamaso n maazo azy
D iza iany zany no misy saina e! na ny ankilany na ny andaniny toa tsisy saina koa! i donto ian zan no misy saina ngamba ka? sa aona ry donto? :D
Syndicat indépendant no ilaina entina manohitra ny tsy rariny e