Salut les filles, je recherche des idées cadeaux pour finir l'année en beauté! auriez vous des idées sur les tendances du moment? citez-m'en quelques uns s'il vous plaît!!! merci d'avance les filles
Tanisao eto avy ireo toeram-pialan-tsasatra sy fialana voly mahafinaritra anareo
Ahoana ny ataonareo vehivavy manoloana ny vady mamolava izay mamono no sady tsy mitondra afa tsy olana ao an-tokantrano?
Tena tsy rariny! eto andrenivohitra ihany ve ry namana isany dia iakatra ho 1000ar ny saran-dalana am taxi be! en plus ny fiara ts manarapenitra, ny mpitatitra tsy manaja mpandeha ! mila dinihina akaiky fa tena tsy rariny ! mila ny hevitrareo
Tantaraiko aminareo ny tantarako satria mafy amiko ny fiainako: manambady sy miteraka aho! f ho 5 taona nivadiana zao izahay roa, t@ voalohany tena nifanara-tsaina be izahay satria mbl ts niteraka tamzany! aveo nefa rehefa niteraka ny zaza voalohany aho toa las nisy distance tampoka teo aminay roa ! mb manontany tena iany aho hoe noho izaho niteraka ve? sa koa ve mapirafy izy!!! rehefa niteraka ny zaza faharoa anefa aho toa voamaika izy lasa distant b tamiko! tahaka ny oe adinony mihitsy fa mila anazy aho! ny tsapako koa nefa las any amle zanako ireto daholo n attention any! koa mb mila ny torohevitra avy aminareo aho mb handretana indray ilay afom-pitiavana eo aminay roa mb hampifanaraka anay toy ny tany am-boalohany indray.
Ekena ve ny tsy fangaraharana amin'ity fifidianana ity , izay hamaritana ny hoavin'ny firenena ? Ekena ihany koa ve ny fanoherana ny vokam-pifidianana izay navoakan'ny CENI avy amin'ny kandidà rehetra? Mila ny hevitr'isika ato mb hanazavana ny sain'ny tsirairay.
Iza no mitovy amiko ato oe mbl misy fitia ho an'ny ex. D mbl taitra sy voasintona fona raha vao mifanena aminy!
Mb mis mande marina ve izy ireny sa tena fampirisihina ny malagasy andany fotoana ftsn!?
Angah rzareo d tena ts mety mits le manao propagandy am-pilaminana no dia mifamono mihitsy rehefa mifanena am mpifaninana am tena? tena mahonena mitsy le toe-tsaina! Anoloan'zany moa ny mpitandro filaminana dia ts mb mandray andraikitra...
Arak'io sujet io iz aminareo n mb ef n fantasmes tamna présentatrice tv , vadina mpitondra fanjakana, mpampianatra, mpiara miasa sns e... mb lazalazao eto e!
Nena manokana zao n collegue de travail ako n tena napfantasme ana! :-D