Mila anareo mpitandro filaminana ny vahoaka fa tena diso mirongatra loatra ilay resaka kidnapping a! tsy rariny loatra raha ianao no tsemboka ka ny mpangalatra no isasatra ! Lasa tsy misy fandriam-pahalemana intsony
La jeunesse malgache et son mode de vie ( 13-20 ans). c'est un sujet qui devrait intéresser pas mal de monde car il concerne nos enfants, ainsi que leur futur! Au jour d'aujourd'hui, les jeunes sont devenus les rois dans les foyers, obligeant les parents à faire plus qu'il ne faut pour assouvir leurs désirs, avec les smartphones, vêtements tendances etc. De plus, leurs comportements ne convient vraiment pas quand il s'agit de savoir vivre et de savoir faire. De nos jours, les jeunes ne respectent aucun parent, au contraire c'est eux qui menacent souvent les parents avec leurs attitudes et actes qu'on peut vraiment catégorisé d'indignes autant pour le foyer que la société! Il n'y a plus de règles qui les restreignent de faire n'importe quoi. Pourquoi est-ce devenu ainsi? Est-ce la faute des cultures étrangères ou bien ce sont les parents qui ne se soucient plus de ce que font leurs enfants? Comme exemple, prenons l'agissement d'un jeune sur facebook, il n'y a plus de pudeur ni d'humilité dans ses publications, que ce soit des photos ou des textes ! Il faudrait peut être revoir l'éducation de nos jeunes. Niveau scolaire, ça ne cesse pas de diminuer d'année en année, ce pays n'aura pas de bonne base dans le futur si ça continue ainsi. Il faut changer d'attitudes chers parents, professeurs , éducateurs! Changer la mentalité et le savoir vivre et faire dès maintenant pour un avenir florissant !
Mampalahelo ny tranga misy amin'izao vanim-potoana iainantsika izao satria dia efa sahin'ny raim-pianakaviana ny miray am zanany vavy ! ny tiko ho fantatra dia , inona no antony mahatonga izany, iza no mapanao azy izany! zanakao izao ve de sahanao ny manolana azy! tena tsy misy henatra intsony marina! ekenareo ve ny fisian'io zavatra io eto amitsika ! za manokana lou tonga dia tsia velively e
Handray ny toerana maha filoham-pirenena azy ny filoha vaovao ny asabotsy izao. Betsaka ny fampanantenana nataony, saingy andrasana be koa izy amlay tatitra afaka 100 andro izay tokony efa ahavitany zavatra maro, indrindra ireo izay tena mapitaraina ny vahoaka amin'izao , ao anatin'izany ny lalana, ny jirama sy ny solika! fa indrindra ny farim-piainana izay tsy mitsaha miakatra! eo ihany koa ny fampiakarana ny karama ! Koa manainga anao sahady ry filoha vao hanao ny ainao tsy ho zavatra hanaporofoanao am vahoaka ny fahavononanao hanavotra sy hanampy azy amin'ny andavanandro! Aza adino iany koa anefa ny sehatry ny asa sy ny fianarana!
Ity misy tantarana namana ka zaraina : Mpinamana teny am lycée izy roa ireto no nifakatia ary ny vavy no namako! niaraka foana izy ireo ary niafara tamin'ny fanambadiana, marihina moa fa ity lehilahy vadiny dia tena tia azy ! eo ndrindra nefa ny olana tamin'izy roa satria rehefa vita mariazy 7 taona, ka niteraka 2 ry zareo dia nisy tantara nivoaka ka nandrava ity namako: ilay rangahy ity kay efa manana zanaka anjory , efa 10 taona ilay zaza! Nahay nanafina loatra izy ka gaga sy manontany tena amin'izay fomba handraisana ny resaka ramatoa, marihina moa fa matin'ny aretina ny renin'io zaza io ka tsy maintsy mandray andraikitra ilay rangah! na dia tsara ary ny nafenina dia tsy maintsy nolazaina tam ramatoa ny farany satria hoentiny miara miaina amin'izy efa mianaka ao antrano ilay zaza! Tena mitaraina ilay ramatoa ankehitriny satria ts itany izay atao, moa ilay zaza koa maditra loatra ts azo tenenina ! mb omeo torohevitra anampiana azy
Ny fanaovana Rs tsy protegé ve misy risque fona na vo sipa faharoa iarahana aza?
Maro amitsika ato no manotany izay ho mpikambana amin'ny gouvernement vaovao! Amiko nefa tsy izany no tokony ho fantatra fa ilay capacité anreo zay ho membre anatontosa ny asa ampiandraiketana azy no zava-dehibe! ny critère de selection no tokony tena jerena ngamba
Iza aminareo ato no mino ny fisian'ny paradisa sy ny afobe? Tantarao izay efa niainanareo momba izany ary omeo ny antony
Iza no zanak'i dada d iza no mpandihin'i DJ ? asivo presence kel lou sad asio fantsy mlay e
Ahoana ny organisation atsika mpanohana ny barea de madagascar hampiroboroboana ny fanohanana ny ekipam-pirenena?