zao ve ny maire vo mpresse ny SAMVA nef ef tam 2017 ny otrnio n fako kou! mila fanovana entitra sy mahaomby fa mankaleo
Mandreraka be ny ataon'ireo! tsisy hasiny amzareo mihitsy ny vahoaka manome karama azy
Mila aseho ireo mpitatitra ireo fa tena leo ny fomba fiasa tsy mahaomby ataonzareo isika mponina an
tena miala voly reefa manao an! afk daholo ny havizanana isan-karazany
Ny tanora ny hoavin'ny firenena e! tsy adala ny ntaolo nilaza izany
Sur mits ravinsa a!!! Matoky valera!!! hahahaha
Otrny mbl nofy iany zany fangaraharana eto madagasikara izany an
Inona kay no asan'io Fertilo lady io azafady?
Olona very fanahy mbola velona no mahavita anzany ka!!!
Minotia>> manandrama d ahita e!!! matsiro be io