Peste cholerique mihitsy no misy eto e
Malagasy maloto saina ! Efa ampidi-doza mbola tohanana ihany ! aza gaga raha tsy hivoatra am toerana misy anareo ianareo
Tena very ity firenena ity raha mbola ny fitiavam-bola fona no lohalaharana eto an-tanindrazana
Ity resaka kolikoly ity mihitsy no manimba ny malagasy, tsy mahazo toerana raha tsy misy kolikoly, mahonena tokoa ny situation misy ny firenena ankehitriny noho izany! fifidianana filoham-pirenena no resaka nefa seza apres fifidianana no ifandrombahana ! tena makaleo
Satria ny lehilahy vitsy noho ny vehivavy ! zan oe tkn ho 2 na 3 n sipa miaraka am bandy
Tsy R8 no ratsy fa ireo mitambozona aminy! hanimba ny hoavin'ny malagasy fotsiny no tanjony! ary tsy nahazo resaka ve christiane sa oe aona! ireo lalitra mitangorona ireo mantsy n resaka eto fa ts tgv! :D
tsy ampy sipa ato e
Tsy mis saran-dalana tokony hiotra ny 700ar eto andrenivohitra
Mila fiheverana isika malagasy ! nahoana no lasa be kolokolo!?
Ny vehivavy no tokony tarihin'ny lahy fa ts ny mifanohitra amzay! fa asiana respect fona na dia izany aza!