image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 140

Vehivavy no manoratra ary vehivavy no tadiaviko hifandraisana. Tsy misy resaka fitiavana (lesbienne) akory ary tsy mankahala lesbienne fa vehivavy manambady na miaraka @ lehilahy no tiako kokoa hifandraisana.

Resaka atao anaty finamanana tanteraka. raha manana compte eto ianao dia andefaso mail @ message-ko aho, raha tsy izany dia mandefasa mail avy hatrany : felantsoa14 arobase gmail teboka com, asio hoe "Fifampizarana" eo @ sujet


Azontsika atao ny mifampizara amin'ny message privé eto @ forum anie.


Lova: ka eto tsy afaka mi-tchatter kanefa izay no tena iriko hatao