Asaivo mivavaka ny dadanao , na ianao koa aza! fa ny dadanao mila famehezana entitra fa izy tokony ho tahafina ndray ve no manondrana! mila fanampiana avy am raibe sy renibenao ianao ! ra tena tenao koa n olotianao dia hainao iany ny mandamina anio ! ny olotianao koa rah tena tia anao ts ho azon'drainao zan!
Tongava saina d amboaro izay ts mety, resaho ramose
Ny fahaizana mifanaja avy am roa tonta iany no mandamina anio e!
Miala stress sady manao sport ny tena solution amin'io e! na mividy pompe kou ! :-D
FA le impuissance ty ve zalah tsy blocage a!
Ao angabone mande ref ts maita e!
Ao antsaina ian no mis anzan fa ts am realité
Te hanao RS izy zay! tonga d petao fa mlay b amn'iz le mila vanina iny
Tsy fahaiza miaina zany e! sady marary saina
Fitiavana talou zan ra mifanena d rs ftsn fa ts asina santimaka mitsy!!!