Maro ny tsy fangaraharana aminio vokatra io ! mila dinihina io raha toa mitady filaminana
Io ary hono ts azo kitihina hoy ny CENI kou! iteraka olana indray io raha izao no mitohy
Hirariana mba ny fandriam-pahalemana no anjaka eto fa tsy ny fankahalana sy fitaritana ny olona andalambe
Ra mb misy fanatsarana azo ataon'ny tompon'andraikitra am fiodinana faharoa momba ny lisi-pifidianana dia miova ny vokatra azo eo
Mila discipline ny malagasy mb tsy ho tratran'ny tsindry hazolena intsony! aiza kou no dia anaiky lalandava
Aleoko tonga d miarraka am tanora !!!
Olo adala avao ny mahavita zao e
Ary marina v izany fa na n dokotera aza dia miteny fa ilaina n manao anio ?
Le changement vient du peuple et non du gouvernement!
Raha izao fandean-javatra izao no jerena dia tsy maintsy fiodinana faharoa vo hisy filoha voafidy eo !