Tonga d tolomy ref manao anzay! d ra vo mbl miteny anarana sipa hafa tonga d fantatra iz amze fa mapirafy
Asio maloto ao anaty sachet ao d fay izy amzay! :-D
tena in kou re ty e! samoela ar ef mteny fa 1% sisa n virjiny kou mbl in ndray! nareo vhv kou ne enjana ra andainga sy ampirafy e! aza adino an! zan oe nareo ts mande ra ts mis S
Mahaiza miaina fa ts kilalao n fanambadiana
Ny ts fahampiana iany koa no mahatonga anio satria rehefa ts ampy n ao an-tokantrano dia mifanome tsiny no atao raharaha
Mila asiana lalàna mikasika ny fitateram-bahoaka fa tsy rariny ny iainan'ny vahoaka
Aiza kosa ry minotia a! mila ezaka avy amitsika ny firenena e
Zany mihitsy! tokony ho discipliné dia ny fanabeazana fototra ny ankizy , azay mb lasa olom-banona sy mahavita tena rehefa lehibe
Bref, na iza na iza lany eo ,za tsy maka lagy ! ny hirariana fotsn mb itondra stabilité sy evolution hoan'ny gasy zareo ! zany oe miasa ho an'ny malagasy fa tsy ny malagasy no hiasa ho azy!
Ty ravinsa ty mits kou no tena donto lety e! fampitahana zan ry namana ts azo atao a! ny situation ankehitriny tsy hitovy am fahiny! izany hoe na ny fomba famindran'ireo ef nitondra ary met ho ratsy lavitra noho ny teo aloha! ny hirariana nefa dia mba ho tsara lavitra izany ankehitriny