image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
default profile picture

Anselme

Member
Last seen il y a 2 ans
Joined:
Posts:
257
Topics:
27

Kilalao mahafinaritra ary afaka iarahan'ny fianakaviana atao izy io, ny objectif dia sady manao course no mifampitoraka amin'ny loko ara-pahasalamana! Tsy nahatratra ny andiany farany ny tenanay ka mb te anontany oe rahoviana ny andiany manaraka amin'ilay loko race! Misaotra anareo mamaly eto

La ligue des champions va reprendre la semaine prochaine , qui se qualifiera pour les quarts selon vous! perso: jsuis à fond avec la juventus cette année

Prochainement des amis venant de Majunga vont arriver à tana pour du tourisme! je suis chargé de leur montrer les sites touristiques incontournables à tanà mais je n'en connais pas beaucoup vu que je ne suis à tana que depuis peu! Alors j'ai besoin de votre aide pour ne pas perdre la face devant mes amis! Citez moi les meilleurs sites à visiter que ce soit les chateaux, les restaurants et les lieux historiques ! Vous pouvez aussi ajouter les lieux de loisirs divers

Mikasa hiala sasatra any antsirabe miaraka am namana maromaro ny tenako , ary mila toro-hevitra amin'ny toerana sy activité azo atao any an-toerana! misaotra ho an''izay mamaly

Henoko tany ho any oe alohan'ny fahabevokana hono ny vehivavy iray efa manambady dia manomana ny vatany ho bevoka! izany oe misy préparation ataony izany ao! ny tena tiko ho fantatra dia oe: inona avy no atao mandritra io préparation avant grossesse io! mou , mis préparation tokony ho ataon'ilay lehilahy koa ve?

Aminao , aiza no tokony hirona ny fitiavana, vokatry ny fo fa ts mieritreritra izay harena ve sa fitiavana miankina amin'ny fari-panan'ny olona miaraka aminao? omeo ny hevitrao

Iza no efa nanao visite tam reny rova eto madagasikara ireny ? ary aiza no tena naafinaritra anareo tamin'izany

Araka ny ita dia nirongatra nakany am ra8 avokoa ireo kandidà zerovirgulistes marobe! In n ao ambadik'izao? seza ? halatra ao am fitondrana? sa koa ve oe ao am Ra8 no azo idirana fa club malalaka anaovana kolikoly?! Anareo no manome hevitra

Rehefa nandinika ny tenanay dia ita fa betsaka ny ts fietezana am resaka fitaterambahoaka! Ny saran-dalana apiakarina fona, nefa le fomba fanao tsy miova mihitsy, na ny kalitao'ny fiara aza! mbl mis ny ts mitondra atram farany arret, ny miverin-dalana atenatenany , tsy fanajana ny mpandeha manginy fotsiny! mila fatongavan-tsaina! omeo ny hevitrao raha manan-ko lazaina ianao

Ahoana ndray ny fandean'io ry namako eto am forum isany a! firy n chance ahalany anle zandrikely io d in n antony? firy koa chance ahalany anle dinosaure io , in n antony ?