Filoha tia vahoaka no ilaina fa tsy filoha tia vola
Ny faniriana d mb ho tontosa soamantsara ary mangarahara ny fifidianana filoham pirenena ,sady efa eo kou ireo mpanaramaso avy any ivelany amin'izany! sa ve ireo vahiny mihitsy no hanatontosa ny fangalarambato.
Asehoy ny fahendretsika malagasy amnio fifidianana io e! aza manaiky lembenana am vola zan fa ny tanindrazana atao ambony
Raha toa ka misy ny rotaka ao aorian'ny fifidianana , iangaviana isika mb hanampy ireo zay mirotsaka an-dalambe fa efa betsaka loatra ny fahasahiranana noho ny fisian'izany tany aloha!
Ny safidy tsara no andrasana , ilay safidy ho an'ny tombotsoan'ny malagasy rehetra fa tsy ny tombotsoan'ny mpitondra akory
samy very vola reo e
Tsy misy transition izany intsony eo e! manimba ny farim-piainam-bahoaka fotsiny izany
In ndray ty kely ananana ty! mila mifidy isika mb mapiseo amze n safidim-bahoaka, na fantatra aza fa tsy maintsy hisy iany ny hosoka
Tsy maintsy misy kou ny mijery fotsiny amin'io e! aza de omena tsiny rzala fa samy te higoka ny harem-pirenena
Tsy fitsinjovana ny safidim-bahoaka matoa otrnio ny zava misy