Ny tsy fifanajana no mahatonga anio
Minotia>> mba tantarao eto ny experience anao e
aleo mijanona celiba raha ho lasa otranreny no iafarana ka!!!
Ataovy bisous n tendany fa tonga d manaiky io
Aza mba manandrakandran-doza fa so aita sary eo e! hein!!!
Ny sipa mila bandy mitana be e
Rehefa mb ngoma iany vo tokony anao anzany e
Mila mikoty sipa kosa fa lasa par convenance ftsn le iz e
Tsy voatery! tonga de ametrahana zaza d iny no ifantohany fa ts n plaisir charnel any !
Aza mifikitra amin'olona mpamadika izany e! betsaka ny ho tia anao fa aleo iz ho any am kalany any! manorena fiainam-baovao izay mifanaraka aminao