Raha toa ka mando ny rindrina aty anatiny dia nisy infiltration-na rano niainga @ faritra misy ny chéneau izany nankany anaty rindrina. Tsara raha nodiovina ny chéneau, t@ izay dia tokony nojerena koa ny lalotra ao anatiny sy @ rindrina satria mety nisy voakika mafy ka niala na efa nalemy vokatry ny loto niangona tao. Raha nisy niendaka na tataka fotsiny ny lalotra dia efa lalana ahafahan'ny rano miditra iny.