Salama akia nareo a! Aiza ry reto mba misy mivarotra ireny chapiteau ireny ilay lehibe tsara kanefa mba moramora ny vidiny ? Fa any amin'ilay grand magazin ireny tena lafo be mihintsy a! ary misy manamboatra ve ? Misaotra anareo akia a!