image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo sady miarahaba tratry ny taona na de somary tara aza.Manasa antsika samy hitantara ny efa niainany tamina resaka mpams...Ny ahy dia fanotaniana no apetrako ho an'izay mahay: Ahoana no fomba atao mba tsy hampivoraka ny loha rehefa mahita mpams, de ahoana ny fomba andresena an'ireny?Ny anay mantsy ny sakanay no tena ampijaliany rehefa mivoaka alina any ivelany any, ka tena mampalahelo ana mihintsy.


azo atao tsara ny ts mivoraka, hamafisina fotsiny izao ny saina.


za manko teny vontovorona efa nifanatrika tamina pams face ŕ face fa izany hoe za efa nivonona tamina fiandrasana jiolahy kanjo pamosavy no nifanatrika tamiko tampoka ary efa niomana hiatrika tsara ny saiko ka ts dia nananosarotra, reefa hitany moa fa ts nivoraka ny lohako nandritra ny fifanatrehana teo (5mn teo ho eo) d lasa izy ary nanaofeo alika mitomany valala ka io feo io no somary napiorokoditra ana ny farany ka dia niala ihany koa za, izy tamin'io tao ambany lavarangana somary maloka somambisamby eny amin'ny cur fa teo amiko nisy jiro nanazava fa izy nifanelanelana tamiko teo amin'ny 50m teo ho eo.matetika reefa misy alika mitomany valala dia fantatro hoe oh izay le anle pams, izany hoe mety ts alika fa pams.comb<comb<comb<comb<comb<comb<comb<comb<


Za indray mahita olona,mpandany vola mihoatra ny kar*******,dia mandanindany vola be,dia misara-bady foana satria ny vhv izay miaraka aminy rehetra no asainy manampy azy @ resaka ara-bola,ka rehefa manomboka leo azy ny vhv dia lazainy fa mpamosavy daholo hono satria tsy mety tafavoaka @ trosa mihintsy izyDia manafatra fanafody gasy avy etsy averoa izy hatao hodifamosaviana ka mba fanontaniana hoe inona marina moa no tena famaritana ny hoe mpamosavy satria misy ny sasany toa mpanedrik'endrik'olona fotsiny sy tsy mi assumé ny hadalany dia mamoroporona mpamosavy hoan'ny tenany fotsiny


Bavard : Velomy tsara ny afo (Fanahy Masina) ao anatinao dia hiala ny maizina ( asan'ny maizina ilay mivoraka resahanao).


Resaka saina ilay izy.Ny tahotra dia mitondra blocage be @ olona, ny tahotra no maha-tonga ny trac etc...Ny tahotra no mampivoraka ny loha.


Ilay mpams anie olona eo antanana ihany e,matetika miaraka @ vorondolo zareo, maneno eo raha vao maiziina ny andro,Ny lalana miditra any @ nay mandalo fasana fa nanaovan zalahy azy, eo ry lerony no mifoka moly, kobony angaha oe tsy misy matahoatra tsony dia niova trace le ranenitoasolution zany, makamaka kely dia resy ny herin'ny maizina


Misy trano teo ampitan tranonay, taloha tam mbola kely zahay tamin'izany, misy tohatra ivelany io trano io. Rehefa amin'ny alina dia henonay mianadahy misy miazakazaka be foana miakatra sy midina amin'ilay tohatra, na misôty be avy ery ambony mankaty ambany, tokony am 23h30 any ho any. Farany dia oe andao arangaranina am persienne varavarankely, fa isak'izay manarangarana izahay dia tsy mahita, vao tonga eny ampandriana dia injao indray.Lay olona ao amin'ilay trano rehefa anontaniana milaza tsy maheno mitsy amin'ny alina


Tandremo fa tsy misy makamaka kely zany an !Tany ambanivohitra lavitra, tena marina ity, nisy maty. De nandeha niandry faty tany lehilahy 2 fantatro zay. De tany de nihirahira sy nisotro toaka. Efa dila ny sasak'alina de entin'ny toaka de hoe handeha hody izy roalahy. Ny toerana hodiana anefa mbola ŕ 5 km ny toerana niandrasana faty. In fa de notolomin'ny mpams teny andalana e. De ny fatin'izy roa lahy no hita ny ampitso maraina, rapa be daholo, na ny lohalika, na ny kiho, ny tarehy feno rangotra, ny lelan'ny iray mivoaka. Fehiny, sady natao soavaly nandady t@ lohalika sy kiho, no norangodrangotina ny tarehy, no nokendaina.Aza mi sous estime fa asan'ny maizina io, ary tena mety hitarika fahafatesana raha tsy mitandrina.maheno<<<<mety ho le oul ao @ le trano ihany no mpams raha ny fahazoako izany