image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

refa tonga eto aminy vil, na havanao zao no vanginao dia ny fanotaniana volohany dia oe aiza ny vondalana? any aminareo moa ilay betsaka ani'zao sy zao?avy eo dia hoe fa aiza no mipetraka? zahay aty sahirana lava?Farany miapy hoe rovina no mody? Mba hivantana any aminareo zahay fa hanao vacance?


Dia samy manana ny Karazan-kavany tokoa!!Ny anay idray:- Nanao ahoana ny dia? Tsy lava loatra ve ny transit tao Paris?-Manao ahoana daholo ianareo any? Efa kilasy inona izao ndry? Efa tovovavy lehibe!- Ee! dommage tsy afaka tonga ngahy naotra!-Nanao ahoana t@ ilay orage be. Hitanay tao @ internet mantsy hoe tratra ny département-nareo?-Ela izany tsy mifankahita herin-taona izany!! Soa ihany fa misy Skype!-Tena tsara fahatongavana ianareo, mahatratra ny...


Rafotsy matetika no ao antrano, tonga ny havana @ coté-ko mamangy:- Manahoana nareo- Fahasalamana- Inona no vaovao- ary tsy ao angaha i ...(Izaho io)-eny ary e, veloma..Dia tezitra be foana rafotsy hoe ohatran'ny tsy olona hono izy fa hoe "aiza foana i ..." no fanontaniana