fandraisana anjara: anareo ny manaraka...
fandraisana anjara: anareo ny manaraka...
Ito aza:nisy menasofina mivady zany niresadresaka eo ampandrina ilay mifoha maraina iny ka hoy ilay ramatoa (en français fa ataoko teny gasy):-Za cherie nanofy atsika ni-RS mamy be no sady kopakopahana esclave mmainty isika fa tena tonga tany @lanitra fahafito za cherie an!-Marina hoe!!!Nihodikodina teo niresaka ka dia noraiketina aza, ary dia nitadaivana razoky mainty, ary dia tsy lafo akory moa t@zareo fa dia 20 000Ar d'efa nahita ny andron'iny ihany:Razoky manao ny fanao ary ny esclave mikopakopaka @ fikopahana, saingy tsy nety nahazo tsirony ramatoa ka hoy izy sady sorena:-cherie o! mifamadia nareo roa fa ssshhh!!dia nifamadika ary ka dia afaka 3 minitra monja dia tonga tany @ lanitra fahafito tokoa ramatoa sady falibe ary hoy ilay vadiny:-Tena tsy ampy kolotsaina marina le tony, fikopahana avy ko tsy hay mampiasa, mba mianara!!!.
Hahahaha!ltska b!adalabe menasofina,ty blague ty zan mitovy amny ilay hoe nisy ingenieur ni- etude parasy,dia hoy izy saute,saute dia misaute ilay parasy,dia aveo amzay tapahany tongotry ilay parasy dia hoy izy saute, d tsy nietsika ilay parasy dia ny deduction ani oe "quand on coupe la patte ŕ une puce,elle devient sourde...."ahahahah! tsis idirany mitsy.....
Hoy ity mpanakarembe t@ fahavelony t@ ireo mahantra mpangataka:-ndeh mandeha any, maharikoriko tena!-ndeh mandeha any, maharikoriko tena!...-ndeh mandeha any, maharikoriko tena!dia izay foanamaty aza izy rehetra ka tonga tany ankoatra ary nifanena t@ ireo mahantra ilay mpanakarembe satria lasa faly be ery ireto nahantra fa izy kosa tena lasa mijaly be, hoy @izay izy:-mifona re fa tena diso aho t@zanynamaly zareo:avia ary enao fa zay ange tsara fanahy be........-ndeh mandeha any, maharikoriko tena!
tsy tena mangidy sira fa mba hialana voly fotsiny, titre DADABE SY NENIBEMba te hamerina ny fahiny hono i NENIBE ka naka fotoana milamina tsara dia mba hanao surprise an'i DADABE.NNB : oh rangahy a, tadidinao ve lay volantantelintsika fahiny ireny ?DDB : zaho koa reniny efa mba nieritreritra izany koa tato ho ato.NNB : Tafaray ny tia sy ny manina zany koa misy ohatr'izany ndray ve rainy fa niverina ny fahiny,DDB : He ! Dimapolo taona lasa tokoa zany a !NNB : Haingana izatsy izy fa eo no manembona eo nefa zaho efa eto, avia zany izy.Natomboka ny prelim, nifanorokoroka, fa tsy tafa,DDB : Aleo esorina ny solonify aloha fa tsy milamina izy zany.Notohizana tamin'ny safosafo fa mikitohatohana sy miforiporitra ny hoditra ka tsisy feeling.NNB : Tonga dia ampidiro ary fa ela loatra kah !DDB : Efa miditra ary lay izy koa !NNB : ka tsisy zavatra henoko mihintsy fa ahoana ihany e !DDB : Efa aforitro roa ary lay izy zany koa !NNB : mikitikitika kely fotsiny tssss !DDB : Izy roalahy koa aza mitady hanaraka mihintsy sady mikivilivily ohatran'ny balançoire fotsiny.NNB : Ao ary lalaoviko aloha ny anao dia mba kitikitiho koa ny ahy sao mba mety mahazo fafiny ihany isika e!DDB : Hainao tsara izy izany an, tohizo fa efa misy fandrosoana fa izaho hampiakatra ny feeling-nao koa ato ambany ato.Nony kelikely.NNB : Zay fa mba efa misy reko ihany fa lay peratrao mandrangotra fa esory khhhaaaa !DDB : Tsy peratra anie zany reniny fa ilay famataranandro ROLEX e !HAY NY TOTOHONDRIN'I DADABE MIHINTSY NO NAMPIDIRINY TANY.Miakatra ny soratra.