image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba antsika rehetra! Mila fanampiana fa tena reraka lava ny tenanay! efa misakafo tsara! Minana vitamine, sns fa tena reraka lava e! inona no hevitra! Merci


Makŕ aina e!!! aza manao zavatra tsy araka


sao dia ny sainao no miasa loatra? tsy ampy torimaso?


Sao dia mba tsy repos no tsy ampy fa au contraire sport kely. Manao marche isan'andro, milomano, sns. Ny mganésium tsy ampy koa mahavizana.


tenako tena championne ni rera-dava !! :-( Manaintaina mints ny ahy ny dos, bras, presk tout mon corpsNety be tamiko , nanafaka lay reraka sy douleur* akondro atao rondelle alona mandraparainani andro , rano mahadifotra lay akondro , sotroina ny maraina ; akondro 2 fotsiny no ataoko ... ( pr le magnésium io!!!) * oignon atao rondelle ( 2 no nataoko fa ts haiko zay tena dose normal ) : manadio ny any anaty hono* Noni homéopharma ( 1 CAS mat, 1 CAS soir )Efa trop b lé cas-ko (rera-dava) d niara nataoko daolo reo ka ts haiko zay tena oe efficace , fa d tena afaka lay reraka ny ahy hatreto ( Dieu merci ) . Cure tapa bolana zay no vitako fa hitako tena matanjaka , andé anao sport @zay !!! .... fa ny ahy ho tohizako ela ny cure surtout lay akondro sy oignon!!mirary fahasalamana an !!


championne > atao ahoana tsara ilay rondelle d'oignon azafady ? hoanina manta ve sa lomana ? dia isaky ny inona no mihinana, maraina, atoandro, hariva ? Misaotra


Misaotra amin'ny toro-hevitra! Championne: atao ahoana tokoa ilay oignon?


Trotraka ,Eo @ rubrique ny "santé sy bien ętre " ny tena fandehanako fa nahita lay sujet dia tsy maharitra ny tsy hamaly .Ny magnésium ,y nonni ,oignon ,sns...araky ny filazan'i Championne ataoko fa tsy misy mahadiso azy fa io koa arakaraky ny toe -batan'ny tsirairay ,...-Mila manao analyse du sang aloha dia jerevo raha tsy misy aretina miafina ,ohatra ny diabeta ,sns... izay mety mitarika ny fahavizanana .-Ny vatana izany ,ŕ certain âge mila booster -na koa ny côté hormonal .au contraire aza mila mihetsika foana ny vatana ,manao sport na la marche isan'andro (bonne fatigue ) .-Ny complément alimentaire izany ilain'ny vatana be : toy ny Vit B1,B2 ,B6,B12 ,...ny oligo-éléments toy ny zinc ,selenium sns....ny tsy fahampian'ireo mitarika carence sy fahavizanana lava .Jereo koa ny état ny nify rehetra fa raha vao misy caries ,sy fahasimbana mety mitarika aretim-po ,sns...-Ny ginseng izany ny ahy no hitako trčs efficace koa ,en vente eny @ grande surface na homéo -pharmacie ,dia ny produits dérivés ny plantes koa betsaka tsara toy ny tribulus ,sns...mi boosté ny hormone sexuelle sy manala ny impuissance rehetra na ara panaovana aza . Na ŕ l'âge de 50 ,60 taine izany mbola tokony ho en forme . Fadiana ny taoka sy ny sigara ,dia mila hygične de vie (alimentaire sy fihetsehana ara batana ) .Marina fa mandreraka be ny resaka embouiteillage sy ilay fomba fiaimpiainana @ anakpobeny ,hitako tsara ny ao Antananarivo nfa mila ialŕna izany mba tsy ho roboka ao anaty ny stress .Ny ginseng ,izany na presque isan'andro aza maka gelule anankiray tena manampy be ,anti-fatigue sady performance intellectuelle ( ny sinoa ,ny aziatika ,ny koreana ,mampiasa anio depuis les millénaires ,..).Mazotoa !


Saody tokony manao prise de sang i trotraka hijerena ny fer sy vitamine D, ny tsy fahampian'ireo no nadreraka ahy lava, mila manao cure de magnesium koa


Marina mihintsy ireo voalazan´ireo namana eo ambony hoe tokony hanao prise de sang ianao.Ity zavatra tantaraiko eto ity dia tsy ho an´ny nanokatra sujet ihany fa ho antsika rehetra mba hisy hitandremana.Tsy sanatria mampitahotra aho fa zavatra hitako ity. Nisy voisin-nay nitaraina foana ny zanany lahy 19 ans hoe reraka , dia noheverin´ilay rainy fa noho ny hakamoana. Dia tsy rototra izy fa nasainy nandeha nianatra foana ilay ankizy. Fa efa taty aoriana ela be izy vao tapa-kevitra hoe sao dia tokony mba asaina manao consultation.Nandeha Dr izy dia nalefa nanao analyses, vita ny analyses ny vendredi (ny vadiko no nanao azy), dia notenenin´ny vadiko tamiko hoe ianao hoy izy aza mitantara @ iza na iza fa nanao analyses tao @ labo-nay i .... fa hoe reraka foana, dia leucémie hoy izy no mahazo azy ary ilay karazany tsy mety tsaboina. Ny samedi ry zareo hitako miresaka eo an-tokotany ohatry ny hoe misy problčme fa tsy henoko izay resahiny. Ny ampitson´iny niteny tamiko ny bebeany fa nandeha nanao week-end tany @ île anankiray niaraka t@ sipany izy ny vendredi maraina avy nahavita analyses. Kay tany izy no tsy nahatsiaro tena ny samedi dia natao évacuation niverina tao an-tanŕn-dehibe nisy anay. Afaka 3 jours izy dia indrisy fa tsy tana intsony ny ainy.Dia izay vao ni se *******pabiliser ny rainy hoe raha mety efa taloha izy no nihaino ny zanany ka nandefa azy tany @ Dr dia mety ho avotra ihany ny zanany.....