Mieritreritra hividy machine a laver izahay, iza no tsara ilay misy ouverture eo ambony sa ilay ouverture verticale ho anareo izay efa mpampiasa ? misaotra
Mieritreritra hividy machine a laver izahay, iza no tsara ilay misy ouverture eo ambony sa ilay ouverture verticale ho anareo izay efa mpampiasa ? misaotra
Zay konkou>>> Izahay mivady koa mampiasa machine ŕ laver, deux mois izay. 1 fois par semaine izahay no manasa lamba dia 2 machines. Isaky ny alohan'ny mampiasa machine izahay dia jereko ny compteur jiro ka eo amin'ny 2kWh mahery kely eo no laninay, 3 tout au plus amin'ilay machine io an .Ny rano no mandany koa satria lasa mitombo 1 mčtre cube amin'ny consommation anay taloha ny consommation ny rano dans le mois.Izany hoe lasa 6 kWh izany ny consommation anay dans la journée ra mampiasa machine izahay. Frigo 130 l, télé sy décodeur, ary ordi portable, bouilloire isaky ny maraina dia mixeur, izay no mampiasa courant isan'andro dia 2 kWh/jr eo no laninay. Dans le mois izany dia 69 kWh eo ny consommation anay ra jiro, ary ny rano lasa 6 mčtres cube. aux alentours de 40 000 ar eo ny facture jirama anay isam-bolana. Gaz no ampiasainay mahandro sakafo. Hitako oe économique kokoa le izy satria ra nampiasa mpanasa lamba izahay taloha dia 5000ar isaky ny manasa no alainy dia 20 000 ar eo izany isam-bolana. Mora no izany nefa ny surplus jirama depuis nampiasa machine ŕ laver. Asa raha mahasoa anao
Ohatra hafa kely indray ny anay. Nampiasa machine ŕ laver foana taloha, 3 machines par semaine.Avy eo hamainina @ fanahazandamba ny lamba, mipasoka (amin'ny centrale vapeur), 130000ar teo ny JIRAMA-nay.Nisy vehivavy sahirana izay nitady asa mpanasa lamba, 5000ar ny tapakandro, sady manasa no mipasoka.Indroa isankerinandro no mandalo, ary afa-po izahay satria tsy mila sarahina ny lamba (couleur/blanc/synthétique...), tsy manaha lamba, no voapasoka. Ny JIRAMA koa nihena ho 80000ar, ny kar******* eo ho eo 40000 na 45000ar eo ho eo.Aleonay aloha najanona ilay machine satria afapo izahay na arakalitao, na arapahasahiranana, na ara-bola koa. No mba nanome asa olona koa é! Malheureusement tsy afaka ny hananana confiance daholo akory ny mpitady asa rehetra.