image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Araka io poste io sao mba misy afaka manampy?Raha misy marque Magnetti Marelli vao maika tsara.Misaotra mialoha e


PAZZAPA zao efa hiditra demi-final an! <yeahh


Efa teo no niala ihany koa aho taona maromaro izay. 406 ny fiara tamin'izany ary tena nandreraka be ilay problčme de ralenti tamin'izay fotoana izay.Tamin'ny forum vazaha no nahitako ny valiny, fa azo diovina tsara mihitsy ny "moteur pas ŕ pas", au lieu dia tonga dia soloina, izay eoeo amin'ny 120? eoeo moa ny vidiny. Hainao ihany ny garage moa fa tsy hivaky loha amin'zany, fa ny fotoana ny azy volamena.Jereo ny google dia manaova recherche directe hoe "Comment nettoyer moteur pas ŕ pas peugeot 306". Ho hitanao eo ny valiny miaraka amin'ny sary isankarazany.


PAZZAPA woua efa hiditra demi final zao @samedi, ôdray!


Tsy haiko enao ra efa membre ao @ groupe 306INSIDE MADA ao @ facebook. Fa ra tsia, dia ra za enao miditra ao aminio groupe io dia ao apetraka ny fanontaniana fa mahazo valiny mahafapo tsara enao ao.


Membre ao mihitsy aho ka, fa ahoana???, misy blem angaha???


Miala tsiny fa tsy izaho nanokatra sujet io eo ambony io.Rakoto154> misaotra betsaka, Efa membre ao zaako fa hevitra mety tokoa izany.


Isaky ny mahita fiara mitovy @ ahy dia mampite hanontany hoe aiza no misy mécanicien na garage tena mahay satria efa garage 4 izay no notetezina fa tsy de nahafa-po ny prestation-dry zareo.Misaotra ho an'ireo izay manana conseil hafa.


Ry havana hajaina-+- Eo Tsimbazaza akaikin'ny banky BNI misy garage tena tsara be, sady mpanompo mahasoa ry zareo ao ka misy fotoana aza haveriny ny volanao.