image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Saika hividy renault SCENIC za. Ny olana dia tsy haiko hoe intéressant ve izireny. Compliqué be ve ny entretien, alafo ve ny entretien sa ahoana?Misy efa nitaiza azireny ve tato mba hanoro ahy izay tokony ho fantatra alohan'ny handraisana décision azafady? Inona avy no tokony tandremana?


renault> aza miditra raha vao année 1998 juqu'ŕ 2004 manana probléme motera ireo vam aminy année ireo ary ilay izy efa defaut de fabrication mihintsiny normalement tokony mahalalŕ izany ianao raha tia Renault scenic ,grand ,pareil misy série mantsiny miondina ny coussinnets dia grippé ny vilbrequin, vidiny arina ilay motera, bedabe no mahita ilay tsara ivelany fa mitandrema fa matoa ilay izy alefany ilay tompony misy rŕ ao mety izay koa izy vao mahalalŕ.


scenic sy grand scenic ihany ve no tratran'io olana io sa ny kangoo, espace 3, laguna sy ny tariny izay mitovy motera aminy? Dia essence sa diesel ilay misy olana?Misaotra.


Zah alou nitaiza Laguna1 Phase 2 1998 essence efa 02 ans zay fa tena tsy nisy olana mihintsy afa tsy teo @ frein no nisy fanamboarana kely satria rehefa manao lavalava ohatra Majunga zahay de mitady tsy hamerina izay le frein rehefa elaela fa ny sisa dia tena milamina be


Miala tsiny kosa aho ry AZA MIDITRA fa tsy marina ny teninao an, izaho manana Renault Mégane 1999 moteur injection 1.6 fa milamina be efa depuis 2007. Ekeko hoe tsy fiable ny renault par rapport daba Allemande fa miala tsiny aho fa nahazoako tsirony io fiara io sy ny moteurny, any anaty train no mila mitandrina kely fa somary fragile, inoako fa raha vao tsy Diesel de tsy atahorana loatra ny renault ka


salamaNy moteur dci k9k hita@ megane/clio/ary scenic dci 65cv/82cv/105 cv no tena mapijaly ny maro,fa ny 1.9(diesel) kosa Bloc F rehetra angamba tsy misy olana!Marina ny resaka coussinet iny tsy afaka kidraina mafy ohatry ny essence aloha ny GO e!


Izaho izao tsika manoratra izao mbola mitaiza R grand SCENIC, 2006, 1.9 dci année 2006 fa mbola tsy manana olana aho ankoatrizay frein ŕ main tsy mandeha izay ka ilako fanampiana hoe aiza no misy mahay mamboatra azy. Mafinaritra izy matanjaka tsara tsy mihinana 6 vitesse avant