Salama daholo nareo,Aiza no misy garage afaka hanaovana revision generale fiara efa tranainy ihany, annee 98, de mety ohatrinona ny cout an,zay ho an'izay mahalala.Misaotra mialohaNB: Tsy mila ny hevitr'ela zah ny NJOUN ah, ny hafa expert sy olona serieu no ilaiko