image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

mba hanontany kely tompoko o!rehefa inona no tokony miasa io resistance io,eo @ pipe admission polo 1,na jetta 1 no misy azy,misaotra!


saody sonde T° pression d'air admis izany ranuvan ah! misy clips 3broche ilay izy ve ????


tsy sonde le izy fa fil ngeza ihany io mivoaka io,mandamina ireo fil mikorontana dia tsy hay hoe mankaizaefa tranainy ihany ny fiara dia tsy hita intsony,misaotratsy misy broche fa tonga dia miraikitra any anatiny,fil tokanany fanontaniko dia hoe tokony branché en permanence ve rehefa en marche,misy element boribory izay azo devisser na dia miraikitra amin'io ilay fil,dia misy cosse plat ny farany