hono oa ry zalah?inona no Antony mahafaty io module d'allumage io, ny ahy mantsy tato anatin'ny tapa-bolana in-droa maty.P405 ilay fiara,moteur essence 1.9l pastille.Tsy nety velona ilay fiara d oe ilay module no maty hoy ny mec.Nanontaniako inona no nahafaty azy d hoy izy hoe efa tapitra ny androny.Nividy module vaovao aho d napetaka d velona tsara ilay fiara.Afka herinandro maty indray ary lazainlay mec fa ilay module ndray no maty d hoy izy oe aza mividy vaovao intsony fa ndehana mividy bonokany d hoy aho hoe sao dia efa akaiky koa ny fara andron'ilay bonokany hovidiako d hoy leiry hoe ireny no tsara fa vidio.Efa nanotany teo Ambohimanarina,SIDEX-OI,DAVIDA fa tsy nisy bonokany tsony hono d mbola ts nahita moa za atreto d mba manotany ny hevitrareo. siora eee.