Iza no intéressant @ izy 2:- prix- classe- consommation- entretien- défauts...
Iza no intéressant @ izy 2:- prix- classe- consommation- entretien- défauts...
Raha ho ampiasaina eto madagasikara dia le rav4 no hitako moramora kokoa ny mampiasa azy (piece, entretien, prix). Ny tanjaka indray dia vatapaty mandendeha ireo raha io lalana eto amin'ny tanana io no hanaparana ny heriny, nefa ilay fiara tsy natao handeha any amin'ny tena dezaka koa. Ho ahy manokana dia samy tsy mety eto dago ireo fiara lazainao ireo nefa moa ze tiana mitombo tarehy, ka raha io farany io no raisina dia aleoko indray le bm no safidina.