image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

RAHA 50millions fmg ny vola, mitady fiara fanaterana mpianatra, mba presentable entina mariazy, mahazaka sur route, fianakaviana 5 mianaka. Inona no fiara mety aminay, sambany vao mba hividy fiara? Misaotra


Salama,Mizara expérience, izahay nitaiza renault clio 2, symbol (phase 2) nandritra ny 5 taona fa afa-po. Ny entretien tsy dia lafo, ny consommation (moteur 1,4l) tena antonony. Raha mahita vao tonga num vazaha dia jereo ihany fa sady tsy ratsy no mahavita ny course rehetra (ny coffre koa lehibe ihany).Mirary soa.


atoz no zakan'zany vola izany e, aza mitady ankoatr'izay


Ny ahy kangoo diesel efa 3 ans fa afa po tanteraka, tsy miconsomme; ny entretiens no atao tsara. fa tsy mifanalavitra amin renault clio ny kangoo na pičces aza. raha budget nao io dia clio atao fa na iza ko aza mba mitsiriritra an ireny ary raha mis namana sy havana mangataka conseil d clio idirana; aza miditra amin atos fa lafo pičces be sad ts mahazaka ambanivohatra saingy fatapera mitsitsy be ndray aloha ny atos no avantage


salama e! ny anay polo 3 phase 1 fa mety ihanu ka.robuste be..moteur 1.4 f fa fatapera mitsitsy.Mbola mihaja tsara.r entina mariage sns...