Izy ty moa zany ah, azo atao hoe tsy olana lay izy nefa olana ihany. Manambady aradalana tsara, tsisy olana mihitsy, vady hendry, tsy mifoka, tsy mirevy, manaja efa ho 25ans de mariage, manao adidy, vady modely raha eo anivon'ny fiaraha monina sy fianakaviana saingy tsy mba romantique mihitsy, jamais miteny hoe tiako ianao sy manambitamby, manao RS tsis préliminaire zany fa tonga d maika ny hampiditra fotsiny, efa noresahana an zany izy fa tsy hainy ono zany. latsaka anaty fakampanahy ihany ny tena rehefa ela ny ela.. fa tena mahita monde hafa mihitsy, tena hoe ay ve afaka miaina an zany eto am ty fiainana ty. efa ho 12ans niarahana tam io olona io, izy koa manambady mitovy2 cas zahay any antrano, ny anazy ndray kamo ny vadiny, tsy manao n'in2 mihitsy nefa kizitina be, tsy mba mikarakara tena, efa tenenina fôna fa e e e, izy koa efa 23ans de mariage. pisipa ihany zahay taloha fa tsy tafavady fotsiny dia tafahôna dia raikitra fa tena hoe mifankatia, fa kosa tsy mifanimba tokatrano ah, samy mahalala tsara ny hasarobidin ny zanaka dia samy mitandrina ny tsirairay! lasa fiaraha monina sisa ny any antrano.. Ho fehiny dia hoe tsy ho vaotery hadalana ny fiarahana am olona ivelan'ny tokatrano fa ndray2 misy zvt tsy mi colle mihits ao, tenenina nefa tsy tafa mitsy saingy ilainao lay izy dia VOATERY ianao mitady an lay izy any ivelany...
Mangataka temoignage kely an reo zay efa niaina toy izany.