Bjr daholo, mba saika hila hevitra azafady indrindra, peugeot 307 essence 1,6 ny fiara, indraindray izy tsy mety velona mihintsy, indraindray anefa 1/4 de tour de velona, Inona no mety mahatonga izany. Marihina fa na mangatsiaka na mafana ny moteur dia manao an?io foana. Misaotra mialoha !!!