MiarahabaSomary tady ho simba ny fasiana lakile : indraindray miraikitra tsy mety vonoina hatr@ farany fa misy contact foana ary tsy mety esorina ihany koa. Rehefa amin'io fotoana io izy dia toa ohatrany hoe tsy misy "cran" intsony fa avy hatrany dia miodina makany @ démarrage (dia velona ny fiara)Inona no mety ho olana dia aiza no misy mpanamboatra mahay an'io?hitako toa zavatra saro-pady ilay izy ka tena mampanahyMisaotra indrindra anareo