image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

miarahaba antsika,misy olana tsy ahy oe aôna ry zalah ny embrayage a, (fiara renault scenic 1.9 dci)toy izao ny fitranganyrehefa maraina andeha iny izy dia mety tsara fa afaka adin'ny 1 sasany na adin 2 eo d lasa sarotra ampidirina b , indrindra moa ny marche arričre, tena forcena mafy d mafy vao metyny emetteur d'embrayage ihany no nosoloina nisy fuite kely fa eee, tsy niova e.izany oe rehefa mangatsiaka le moteur d miditra tsara ny vitesseMankasitraka @ valiny o


Mety cal*******ateur zany <yeahh


manao ahoana ny niveau ny niveau liquide d'embrayage ? Raha misy fihenana dia mety mbola misy fuite any, raha tsy mihena ndray de purgeo ny circuit aloha fa mety efa nisy rivotra tamin'ilay fuite. Raha mbola tsy mety dia atomboy eo amin'le emetteur ny panne ka hatrany amin'ny plateau sy disque alohan'ny hanoloana ny mecanisme iray manontolo raha tsy mety mihitsy


Tena mbola max mihitsy ny niveau liquide de frein anie, efa in-30 no-purgé_na izy ao, very hevitra aho


ny lôkida mbola norma tsara k, tsis fihenŕny mintsy, mety ho ny recepteur v? ny émetteur mantsy vao nosoloina


Par: sendrazDate: 25 aoűt 2017 - 10:10sao dia plateau?za koa mahita oe plateau ..sy disque


salamazany tokoa v, fa inona no antony mahatonga azy tsy misy olana rehefa vao mandeha iny,d somary pompina elaela rehefa mafana vao miditra