Miarahaba antsika jiaby,POLO 9N ilay fiara, moteur 1,4l d nosoloina moteur 1,2l. Nisolo koa ny Calculateur. Velona tsara ilay fiara ary mahatana ralenti fa saingy tsy mamaly mihitsy ny Accelerateur.Marihina fa commande electronique ilay accelerateur, efa noverifiéna (manaraka ny voalaza tao @ autodata) OK ny avoakan'ny broche eo am accelerateur. Nosoloina daholo ny capteur PMH sy izay capteur hita reetra teo (nalaina tamin'ilay moteur taloha).Lasa stable kokoa ny ralenti, fa ilay problčme accelerateur tsy mamaly mbola mitoetra foana.Natao diagnostique fa tsy hitany.Sao d efa mba nisy sendra an io olana io? sinon, aiza no tsara aleha azafady ? misaotra mialoha amin'ny fanampiana.