image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

K'aiza k'aiza daholo!Nahita Peugeot 505 mbola mandeha aho sady mbola mitire tsara ny accélération any nefa 3 Mar fotsiny ny vidiny dia miheritreritra ny hiditra dia restaurena mijajika be.Fanontaniana hoan'izay efa nitaiza an'ireny, inona no tena blem mpahazo an'ireny? inona no tena mila verifiena? mbola mety mahita pičce ihany ve izao? moteur ana inona no mety adaptena amin'ireny au cas oů? Restauration eo amin'ny budget 4 na 5 Mar eo ve tsy efa milamina be?Merci e!


mandany vola be.-Raha essence dia manodidina ny 15L / 100 en ville -Raha diesel indray dia mahalasa adala fa michauffe foana dia mibilaka foana ny *******asse dia sarotra taizana be.Fa ankoatr'izay dia afaka ketrehina tsara daholo.


Ra passioné d azo atao tsara, zany oué tsy ieritreritra ny ivarotra tsony any aoriana fa tezaina mandrakizay, ra tsy zay d lany vola fotsin...