Miarahaba o.
Manana fikasana hanorina crèche -garderie izahay eto Tana. Natao hanampiana ny reny miasa izy ireny matetika, fa ny anay moa izany dia sady manampy @ fanabeazana fa tsy mitazona ny zaza fotisny. Araka ny hevitrareo mamans eto, tsy maintsy centre ville ve na tsy dia lavitra ville vao mety @ reny? Sa azo heverina hoe somary misintaka kely, tsara rivotra, malalaka,sy lavitry ny tabataba sy ny loto eto @ ville.
Misaotra @ fiaraha-miasa o