Henoko tany ho any oe alohan'ny fahabevokana hono ny vehivavy iray efa manambady dia manomana ny vatany ho bevoka! izany oe misy préparation ataony izany ao! ny tena tiko ho fantatra dia oe: inona avy no atao mandritra io préparation avant grossesse io! mou , mis préparation tokony ho ataon'ilay lehilahy koa ve?