Bjr daholo! za manana zanaka kely vao 10 mois misy CIV ka tsy maintsy alefa ho didina any na-dafy. vavy kely io zaza io ary zanaka voalohany. Mety efa nisy nanana zanaka nanao anzany ve de nanao ahoana? Zahay mantsy tena miasa saina mintsy amle zaza no sady malahelo mijery azy tsy mitombo fa pitsana kely fona.