Salama e
Manana eritreritra ny hanangana zaza vao teraka zahay mivady ka mba te hila hevitra sy fijoroana vavolombelona @nareo mpiforum eto. Ho anareo zay efa nanangana zaza vao teraka, ahoana no niainana lay hoe tsy menaky ny ain'ny tena lay izy, misy fotoana ve mandalo tampoka ao antsainareo zany? misy fotoana ve manontany tena nareo hoe sao mifanohitra be @nareo lay zaza? na ara-batana na @ personnalité? ho lazaina @ ve any aoriana hoe zaza natsangana izy? Afenina @ havana (rad, rafozana, raitampo, zaodahy, zaobavy...) ve hoe nanangana? mba izarao temoignage hoe azafady.
marihina fa efa fantatra ilay toerana andehanana azahoana azy fa reo no tena manitikitika mialoha ny hirosoana