image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Manaona daola,Saika mba anotany hevitra @ireo efa nampiasa na mahalala ny momba an an reny Range Roger sport HSE,inona ny tokon ho fantatra sy ireo problčme mety matetika miseho.Otrany maro manko ola manana mivarotra an izy reny zao dia mba liana ny tena.Misoatra mihaloa an zay mamaly.


Manahirana be.Midongy tsy hay hoe maninona.Nisy cousin-ko nividy t@ 700 millions no nividianany azy.Andeha hiasa maraina dia velona dia namono tena tampoka dia tsy misy n'inon'inona intsony. Maty daholo ny voyants rehetra ... tsy nety velomina.Niantso mécanicien dia afaka 1H ilay mécanicien tonga dia nandramana novelomina dia velona soa aman-tsara ... dia lasa nandeha. Dia nentina t@ garage DAVID. Tsy hita mihitsy hoe inona no blem.Nividianana logiciel t@ internet dia natao diags tsy misy blem.Dia noheverina fa hoe faible ny battérie dia nosoloina.Dia ny maraina indray dia męme problčme.Sao dia hoe mangatsiaka loatra aza fa tsy misy vaha-olana. Dia nampidirina anaty garage t@ alina mba hoe tsy mangatsiaka be loatra rehefa maraina, fa mitovy foana le problema.Dia miandry 1H indray vao velona dia nentina niasa - soa ihany fa tonga any ampiasana dia tsy koi, dia ohatra izany foana. Fa leo be izy dia namidiny 400 millions miampy ompa.


Tena enjana b raha izy zany ny fandeany.Tena otrany somary gaga manko ny tenako fa otrany azo lazana maro ny ola mivarotra any izy reng ankehitriny ary azo lazaina oe @vidiny mba antonina.Misoatra anao @lé fandraisana anjara