image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

ka ra mba 3 jours anie tsy manin fa ty isakizay mande ve de zay foana efa hovahan ihan izy ato ho ato de alefa eto ihan ny valiny


toyotakoNy ahy koa nisy fotoana nanao an'io mi-deborde io ny rano de misy fotoana koa nanapoka rano isanandro, tsy nisy zavatra be namboarina fa juste joint de *******asse fotsiny noserena de zao isaky ny 3jours ndray zao no manampoka rano


ka ra mba 3 jours anie tsy manin fa ty isakizay mande ve de zay foana efa hovahan ihan izy ato ho ato de alefa eto ihan ny valiny


toyota<< Nilamina iany ve le anao sa aona, ny ahy koa nanao toanao io ny vam, sady Toyota iany koa, tratran'ny embotaka dia niakatra be le temperature tonga atrany @ farany mintsy, de nojerena rehefa nijanona 30mn teo angamba, ritra ny rano tao @ bocale, nanary le teo @ trop plein,de mbola tsy novahana fa lazain'le mec fa ny joint de *******ass ono no may,de tsy haiko tsony, fa miandry mec za zao, mba omeo vao2 ra mba misy ao aminao any e, merci


io ihany mahavoa an lisany ry p!!#^*^( menakavy reto, ameo an ny akoho am zay zany toyota zany atao tranony d mividana matiz 3


ndrisy<< ko ra ny an'la kosa no atao tranon'alika, na ny alika aza mety tsy ho tia


toyota andramo soloy ny sarona radiateur fa mety efa malefaka ilay izy angamba..efa taratra an izany za mako: fiara 405 sy starex... fa tsy naninona intsony