Miarahaba anareo rehetra,Araka io sujet io dia mitady fiara ho entina miasa isan'andro, vehivavy ilay hitondra azy anefa !! Toa ny matiz sy ny atos no malaza amin'izao anefa manahoana ny entretien an'ireny? dia mateza ve? Etsy andaniny koa anefa rehefa hivarotra afaka herintaona dia mbola ho lafo ve...Mba tena mila soso-kevitra avy aminareo mba hahafahana mandray fanapaha-kevitra tsara fa sao very vola sy lany vola amin'ny entretien e!Misaotra mialoha