salama doly naika mba anotany izay mampiasa, na mahafantatra hoe tokony manao firy littre au 100km eo ny mazda b2500 ra chargé, consomation le gasoil zany no tiko mba anotaniana,misaotra ho anizay mamaly tsy mananihany, fa ho anizay mananihany kousa de misaotra ihany koa.