image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Miarahaba ry namana.Sao mba misy manana hevitra anasorana ny anti-demarage ranga fa tena mampitapy mintsy izy ty.Renault Kangoo 1.9Dti 2000 ilay fiara.Esorina tsy asina anti démarrage tsony.Efa nanao recherche kely iany fa tsy nahita ny fanesorana azy tsy hisy tsony.Misaotra mialoha honan'izay mamaly.


Efa nahazo ny fiarako io namana, RENAULT Clio 2 lay izy, mpanao diag iany no nanala lay anti-démarrage, any anaty cal*******ateur mits no desactive-na lay izy, hatramin'izao tsisy olana efa 3 taona zao, fa lay voyant eo am tableau aloa d mipipika foana ra vao velona ny fiara.


eny @ dry bemaria eny ambaniala itaosy mande, sera efa nande teto zany


inona moa ilay anti demarrage fa ts fantatro


Misaotra anao namaly ry efa tratra.Fa ny fanontaniko koa oe efa nandramanao ve fa nijery t@ net aho fa ra tsisy anti dela tsony ny fiara de afaka velomina @ n'importe quelle clé ?Liana be> en gros ny anti démarrage de sécurité ny fiara..misy code @ la clé ny fiara ary rehefa afanakaiky eo vavany dia tokony midesactiver an'le anti démarrage.Manomboka manondra zao ny ahy ny lacle dia tiko esorina le izy.