za manambady dia nanana sipa, naharitra 6ans ilay tantara, dia nisarahako izy satria niteraka, nefa tsy nafeniny tamiko izany ary tsy tezitra taminy za fa nalahelo fotsiny sy nahatsiaro ho frustrée be, tsoriko fa tampoka be no nisarahako taminy, tonga dia tsy namaly message tsotra izao za, tsy niantso intsony, tena ilay hoe du jau lendemain dia noravako ilay fihavananay sy fiarahanay fa nalahelo loatra za rehefa niteraka tamina sipa hafa izy, nefa normal satria zahay tsy mpivady fa mpisipa fa tsy zakako fotsiny ilay izyIzao za dia lasa malahelo azy foana, dia tsy sahy mandefa mail na mandefa message FB, tsy fantatro na mbola te hiresaka amiko izy na tsia, fa ny message nalefany tamiko farany dia hoe miasa loha izy fa tsy nahazo vaovao avy aty amiko intsony fa misy inona hozy izy dia tsy novaliako ilay message.Janvier zahay no tsy nifandray intsony, aminareo ve handefasako message izy sa tsia, fa za maninamanina azy na dia hiresaka fotsiny aza, il me manque eh! zahay tena sady mpinamana nifampitantara ny fiainanay no nifampisipa fa za no niala voalohany dia izao ohatran'ny nanenina izany satria tsy misy hiresahana intsonyAhoana no atako mba hifandraisako aminy indray, io sipako io dia tena tia ahy sady tsotra be fa za no niala, malahelo azy za fa tsy sahy eh!